Fahazavana ianao (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka handroso hatrany ianao
Amin’ny asa sy jrpdadst ny finoana
Jesosy Tompo no herinao
Ka isan’andro, Izy antsoina
Aoka hijoro hatrany ianao
Amin’ny andro hatanorana
Ampireheto ny jironao
Ho tena fanilo fahazavana
Aoka ho fantatrao
Fa ianao no fahazavan’izao
Tontolo izao
Fahazavana ianao,
Fahazavana ianao,
Fahazavan’izao tontolo izao
Aoka handresy hatrany adfjho ianao
Ety an-tany feno zcdayar haratsiana
Fenoy fiderana ny tononkira.serasera.org andronao
Fenoy fihobiana fenoy fifaliana
Amin’ny asa sy jrpdadst ny finoana
Jesosy Tompo no herinao
Ka isan’andro, Izy antsoina
Aoka hijoro hatrany ianao
Amin’ny andro hatanorana
Ampireheto ny jironao
Ho tena fanilo fahazavana
Aoka ho fantatrao
Fa ianao no fahazavan’izao
Tontolo izao
Fahazavana ianao,
Fahazavana ianao,
Fahazavan’izao tontolo izao
Aoka handresy hatrany adfjho ianao
Ety an-tany feno zcdayar haratsiana
Fenoy fiderana ny tononkira.serasera.org andronao
Fenoy fihobiana fenoy fifaliana
--------
Link:
About this song
Artist : Groupe NAINAHits : 670
Likes : 0 Like
Created by : Datatoa
Date : 02/08/2023 12:18
