l Madagasikara taninay (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I Madagasikara

i Madagasikara taninay e
ianao no Nosinay, malalanay e
i Madagasikara taninay dlxwy e
ianao no Nosinay malalanay e.

1- Ianao ilay Nosy maintso uwnpisj nosimbainay
Tsy nahatsapa akory ilay hasinao
Fa xooq vonona tononkira.serasera.org izahay hanova anao.

2- 'Zahay Malagasy no nanimba anao
tsy nahatsapa akory ilay hasinao
Ka hiezaka izahay hanova anao

                    A/C: Alban Randriarimalala
                            RANAIVO jacques
                           GROUPE ITMM 2025

--------
Lien:
Commentaires
Sydorien ( 15/10/2025 07:13)
tena tsara ny fiarahamiasa aminareo tompoko
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.036