Raha mbola ao Jesoa (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia G
Raha mbola ao Jesoa, tsy maintsy hiroso hitohy ny dia
Raha mbola ao Jesoa, dia ho todisoa ary
Raha mbola ao Jesoa, afa-manantena hatrany
Raha mbola ao Jesoa, fifaliana tsy ho lany
1-
Raha mbola ao Jesoa tononkira.serasera.org kjoxxth mivonona ny handresy
Matokia lhouyqed fa Izy mantsy tsy hamela anao ho resy
Angataho ilay Fanahy, hanazava izay miseho
Itafio Kristy, asandrato izany feo ( x2 )
2-
Raha mbola ao Jesoa tsy hilentika ny tvwoc sambo
Na dia hisafotofoto, na ho ratsy koa ny andro
Fa raiso aloha Jesoa, tanteraho ny sitrapony
Atrakao ny loha dia banjino ny ao ambony ( x2 )

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1667
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Barinekena
Daty : 17/03/2021 15:47