Raha mbola ao Jesoa (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do wctwskn dia G

Raha mbola ao Jesoa, tsy maintsy hiroso hitohy ny dia
Raha mbola coxrhmva ao Jesoa, dia ho todisoa ary
Raha mbola ao Jesoa, afa-manantena hatrany
Raha mbola ao Jesoa, fifaliana tsy ho lany

1-
Raha mbola ao Jesoa mivonona ny handresy
Matokia fa Izy mantsy tsy hamela anao ho resy
Angataho ilay Fanahy, hanazava izay miseho
Itafio Kristy, asandrato izany feo aslf ( x2 )

2-
Raha mbola ao Jesoa tsy hilentika ny sambo
Na dia hisafotofoto, na ho ratsy koa ny andro
Fa raiso aloha Jesoa, tanteraho ny sitrapony
Atrakao tononkira.serasera.org ny loha dia banjino ny ao ambony ( x2 )

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0129