Miomàna, Miambena (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha 'zao fiainana izao ihany
No anantenantsika an'i Kristy
Dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika
Ref: Fa Jeso, Izy raha nandao antsika ety
Hamboatra ny toerantsika
tononkira.serasera.org Ary ho avy amin'ny voninahiny
Handray antsika izay nantsoiny
xpdnnh Ka miomàna sy miambena
bttv Fa tampoka ny fiaviany
Tsy ampoizintsika!
Aoka hirehitra lalandava ny jiron'ny finoantsika
Ka ho vonona
2. Moa ve efa fantatrao
sdvovq Ny toerana ho vantaninao
Raha tonga ilay fetra handaozanao 'zao eto an-tany izao
Ref: Fa Jeso, Izy raha nandao antsika ... (x2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 1012
Likes : 0 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 24/09/2022 10:49