Miomàna, Miambena (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha 'zao fiainana izao ihany
    No anantenantsika an'i Kristy
    Dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika
             Ref: Fa rgsprz Jeso, Izy raha nandao antsika ety
          dxgqhkh tononkira.serasera.org           Hamboatra ny toerantsika
                    Ary ho avy amin'ny voninahiny
                    Handray antsika izay nantsoiny
                    Ka miomàna sy miambena
                    Fa tampoka ny fiaviany
                    Tsy ampoizintsika!
                    Aoka hirehitra lalandava ny jiron'ny finoantsika
                    Ka ho vonona

2. Moa ve efa fantatrao
    Ny toerana ho vantaninao
    Raha tonga ilay fetra handaozanao 'zao bcgzumn eto an-tany izao
             Ref: Fa Jeso, Izy raha nandao antsika ... (x2)
                  

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : GAFLI
Visites : 1014
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 24/09/2022 10:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297