Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hihira ho an'i Jehovah (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny fahasoavanao ry Ray no mampijoro anay
Haneho fa tena ho tononkira.serasera.org iraka ho Anao mandrakizay
Hitory sy hilaza ny hatsaran'ny asanao
Dia tonga feno hery sy olom-baovao
Ka ireo talenta 'zay efa nozaraina
Tsy alevina fa entina, omena ho ampiasaina
Ref: Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa
Satria Izy no ilay efa tia ahy taloha
Hankalaza an'Andriamanitro aho raha mbola miaina
Ka Izy ilay mpamorona sy mpiahy no ankalazaina
*Hihira aho mandra-pialako eto an-tany
oyrsleb Hihira aho raha mbola eto an-tany
sndivnr Ka ho FEON'NY LANITRA ankasitrahana
1. Ianao Fanahy Masina, isaoranay hatrany
Fa teo Ianao nanomba, nanefy sy niandany
Ka na dia maro aza ny rivotra nandalo
Ny miaraka Aminao tsy ho qvkdling ravam-pahavalo
Mendri-piderana fa feno fitahiana
Asandratray am-bavaka, redoninay an-kira
Ref: Hihira ho an'i Jehovah ... (x2)

--------
Rohy:
Hevitra
Solofomandimby
(
05/07/2022 18:10)
Hira fanevan'ny faha-55 taonan'ny Feon'ny Lanitra Ilanivato ity hira ity;
araka ny teny faneva hoe:"Hihira ho an'i Jehovah aho, raha mbola velona koa; Hankalaza an'Andriamanitro aho, raha mbola miaina." Salamo 104:33
araka ny teny faneva hoe:"Hihira ho an'i Jehovah aho, raha mbola velona koa; Hankalaza an'Andriamanitro aho, raha mbola miaina." Salamo 104:33
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1481
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 02/07/2022 20:53