Antso ho anao (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô! Ô ry lahy e! ...
Henoy izahay milaza aminao
Ilay Tompo Jesoa no mitady anao
Raiso Izy fa aza manahy
Antso manainga hiverina am-balan'ny Ray
1. Tsy peokrf lany hamamiana ny teny mhjemqi amin'ny baiboly
Io no fiadiana hoentina rehefa mitory
Araho finoana sy hery ny adim-panahy
Ho mpiara-mandova isika anatrehan'ny Ray
Ref.: Havako ô! 'ndeha re hiverina am-bala e!
Taomy avokoa ny zoky sy zandry sy ireo izay tsy mahalala
Izao no fotoanan'ny antso ho anao
Hiovana olom-baovao
Ilay Ray Tsitoha efa miandry ny hiverenanao
2. Nomenao anie Jesoa ilay Fanahy mahery
Mba hampitraka, hampiorina sy hampahery
Tena harena ho anay ny fitiavanao Ray
Ilay teny velona soa tononkira.serasera.org miaina mandrakizay

Izao no kynvbih fotoanan'ny antso ho anao

Ô ry lahy e!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 535
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 23/07/2025 15:41