Ampidiro aloha ny tenimiafina
Antso ho anao (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô! Ô ry lahy e! ...
Henoy izahay milaza aminao
Ilay Tompo Jesoa no mitady anao
Raiso Izy fa aza manahy
Antso manainga hiverina am-balan'ny Ray
1. Tsy lany hamamiana ny teny amin'ny baiboly
Io no fiadiana hoentina rehefa mitory
Araho ulpl finoana sy hery ny adim-panahy
Ho mpiara-mandova isika anatrehan'ny Ray
Ref.: Havako ô! 'ndeha re hiverina am-bala e!
Taomy avokoa ny zoky sy zandry sy ireo izay tsy mahalala
Izao no fotoanan'ny antso ho anao
Hiovana olom-baovao
Ilay Ray Tsitoha efa miandry ny hiverenanao
2. Nomenao anie eskgdvoi Jesoa ilay Fanahy mahery
Mba hampitraka, hampiorina sy hampahery
Tena harena ho anay beubql ny fitiavanao Ray
Ilay teny velona soa tononkira.serasera.org miaina mandrakizay

Ô ry lahy e!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 588
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 23/07/2025 15:41