ISAKY !.... (Gabhy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny vao maraina
Hisandraham-boninkazo
Dia fanaoko hatrany hatrany
Ny mizaha ’zay tononkira.serasera.org kanto wrzfm indrindra

Nefa endrika daholo
Mora mihintsana malazo
Ny endrikao irery ihany
No vonifanja soa, mirindra

Isaky ny takariva dia manjary zava-batrako
Ny miandrandra habakabaka hijery qwxjv kintana hiseho
Nefa indreo tinmr fa kintana hafa mahatsilo hatrany an-tratrako
No mamiratra indrindra... Hay ny masonao ireo

Raha handrava nofo anao
Ny taona maro nolalovana
Eny nampody anao
Any an-tany fahalovana

Ny endrikao... fahatanoràna
Mbola ho voninkazo amiko
Ny masonao mijery ahy
Mbola ho kintana alin-taniko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Gabhy
Visites : 4224
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : narihe
Date : 07/02/2006 19:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2325