Fa tsy misy fahoriana (FIHIRANA FANAMPINY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsy misy fahoriana, izay natolotrao anay
Ka nitarika hakiviana satria efa zakanay
Noho lay vesatra indrindra mafy sy manonja koa
Izay nentinao namindra raha novonoina Ianao Jesoa


Fiv:
Ny fanirim-panahy hiaraka smhdig Aminao
Hamelon’ ahy ho sahy hiasa ho tdxdx Anao
Ny bszj famonjena soa izay nomenao ry Ray
No anton’ ny fiainanay


Fa tsy misy hafaliana tena mampifaly anay
Raha tsy ilay fitahiana avy aminao ry Ray
Fa tsy misy koa fitia hahasambatra anay
Raha tsy ianao ry Tompo tia no mitoetra anatinay

Ny fisainanay izay kely tsy mahatakatra indraindray
Fa ianao ianao irery no tononkira.serasera.org toky iankinanay
Ny finoana mila hivaha tsy mahasedra sarotra
Ampijoroy tsy hanahy ho finoana matotra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306