Fa tsy misy fahoriana (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsy misy fahoriana, izay natolotrao anay
Ka nitarika hakiviana satria efa zakanay
Noho lay jmaoeb vesatra indrindra mafy sy manonja koa
Izay nentinao namindra raha novonoina Ianao Jesoa
Fiv:
Ny fanirim-panahy hiaraka Aminao
Hamelon’ ahy ho sahy hiasa ho Anao
Ny famonjena soa izay nomenao ry Ray
No anton’ xjpq ny fiainanay
Fa tsy misy hafaliana oexvfeww tena mampifaly anay
Raha tsy ilay fitahiana avy aminao ry Ray
Fa tsy misy koa fitia hahasambatra anay
Raha tsy ianao ry Tompo tia tononkira.serasera.org no mitoetra anatinay
Ny fisainanay izay kely tsy mahatakatra indraindray
Fa ianao ianao irery no toky iankinanay
Ny finoana mila hivaha tsy mahasedra sarotra
Ampijoroy tsy hanahy ho finoana matotra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FIHIRANA FANAMPINYVisites : 7984
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rafara
Date : 02/09/2007 08:24