Am-pelatananao ry Raiko (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Am-pelatananao ry Raiko
Ny momba homba ahy rehetra
Iriko ianao no ho mpibaiko
Ianao anatiko tononkira.serasera.org ao hitoetra
Ho andrinao ho tokoa
Hitarika ahy hatrany hatrany
Andriafo tsy mandao pwmqfzjh Ianao
Jesoa Ianao no hazavana tsy ho lany
Am-pelatananao ihany
Mandrakizay doria doria
Na ny fiainako eto an-tany
Na hatrary ankoatra ary
Ny saiko am-pelatananao
Ny foko ktpcgnz efa tsy ahy intsony
Fa voarombo ipppop ka ho vao
Dia lasanao ry Ray ambony
Ny hasambarako ombieny
Mifaly manana Anao
Ilay fiainako mpanjeninjeny
No voafehinao anatiko ao
Am-pelatananao ihany
Mandrakizay doria doria
Na ny fiainako eto an-tany
Na hatrary ankoaatra ary.
Ny momba homba ahy rehetra
Iriko ianao no ho mpibaiko
Ianao anatiko tononkira.serasera.org ao hitoetra
Ho andrinao ho tokoa
Hitarika ahy hatrany hatrany
Andriafo tsy mandao pwmqfzjh Ianao
Jesoa Ianao no hazavana tsy ho lany
Am-pelatananao ihany
Mandrakizay doria doria
Na ny fiainako eto an-tany
Na hatrary ankoatra ary
Ny saiko am-pelatananao
Ny foko ktpcgnz efa tsy ahy intsony
Fa voarombo ipppop ka ho vao
Dia lasanao ry Ray ambony
Ny hasambarako ombieny
Mifaly manana Anao
Ilay fiainako mpanjeninjeny
No voafehinao anatiko ao
Am-pelatananao ihany
Mandrakizay doria doria
Na ny fiainako eto an-tany
Na hatrary ankoaatra ary.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FIHIRANA FANAMPINYHits : 6738
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 25/07/2007 13:18
