Ampidiro aloha ny tenimiafina
Am-pelatananao ry Raiko (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Am-pelatananao ry Raiko
Ny momba homba ahy rehetra
Iriko ianao no tononkira.serasera.org ho mpibaiko
Ianao anatiko ao hitoetra
Ho andrinao ho tokoa
Hitarika ahy hatrany hatrany
Andriafo tsy mandao vacfmqp Ianao
Jesoa Ianao no hazavana tsy ho lany
Am-pelatananao ihany
Mandrakizay doria doria
Na ny fiainako eto an-tany
Na hatrary ankoatra ary
Ny saiko am-pelatananao
Ny foko efa tsy ahy intsony
Fa voarombo ka wrngfy ho vao
Dia lasanao ry Ray ambony
Ny hasambarako ombieny
Mifaly manana Anao
Ilay fiainako mpanjeninjeny
No voafehinao anatiko ao
Am-pelatananao ihany
Mandrakizay doria doria
Na ny fiainako whtom eto an-tany
Na hatrary ankoaatra ary.
Ny momba homba ahy rehetra
Iriko ianao no tononkira.serasera.org ho mpibaiko
Ianao anatiko ao hitoetra
Ho andrinao ho tokoa
Hitarika ahy hatrany hatrany
Andriafo tsy mandao vacfmqp Ianao
Jesoa Ianao no hazavana tsy ho lany
Am-pelatananao ihany
Mandrakizay doria doria
Na ny fiainako eto an-tany
Na hatrary ankoatra ary
Ny saiko am-pelatananao
Ny foko efa tsy ahy intsony
Fa voarombo ka wrngfy ho vao
Dia lasanao ry Ray ambony
Ny hasambarako ombieny
Mifaly manana Anao
Ilay fiainako mpanjeninjeny
No voafehinao anatiko ao
Am-pelatananao ihany
Mandrakizay doria doria
Na ny fiainako whtom eto an-tany
Na hatrary ankoaatra ary.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FIHIRANA FANAMPINYVisites : 6738
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 25/07/2007 13:18
