Ny masoandronao miposaka, (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Ny masoandronao miposaka, frrpv
Ka hararaoty sao milentika,
Adidy maro tononkira.serasera.org no miandry ao,
Avia re! avia mba tontosa.

2-
He! maizina izao ny làlana,
Tsy fantany izay hizorany;
Ireo havanao ireo miandry ao:
Tarihonao ireo fa adidinao.

3-
Tanora namanay mba matokia
Jesosinao hitarika ny dia;
Ka na kasvix aiza na aiza no alehanao
Banjino Izy fa tsy mba mandao

Fiv
Tanora ô! avia avia re!
Andeha hiaraka hiasa ao;
Izay rlolxenk kely vitanao, tsy very re,
Fa voasoratra ao an-danitra ao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1231