Ny masoandronao miposaka, (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Ny masoandronao miposaka,
Ka hararaoty sao milentika,
Adidy maro no miandry ao,
Avia re! avia mba tontosa.
2-
He! maizina izao ny dqyhiqrb làlana,
Tsy fantany izay hizorany;
Ireo havanao ireo miandry ao:
Tarihonao ireo fa ieqjfb adidinao.
3-
Tanora namanay mba matokia
Jesosinao hitarika ny dia;
Ka na neszwhcy aiza na aiza no alehanao
Banjino Izy fa tsy mba mandao
Fiv
Tanora ô! avia avia re!
Andeha hiaraka hiasa ao;
Izay tononkira.serasera.org kely vitanao, tsy very re,
Fa voasoratra ao an-danitra ao
Ny masoandronao miposaka,
Ka hararaoty sao milentika,
Adidy maro no miandry ao,
Avia re! avia mba tontosa.
2-
He! maizina izao ny dqyhiqrb làlana,
Tsy fantany izay hizorany;
Ireo havanao ireo miandry ao:
Tarihonao ireo fa ieqjfb adidinao.
3-
Tanora namanay mba matokia
Jesosinao hitarika ny dia;
Ka na neszwhcy aiza na aiza no alehanao
Banjino Izy fa tsy mba mandao
Fiv
Tanora ô! avia avia re!
Andeha hiaraka hiasa ao;
Izay tononkira.serasera.org kely vitanao, tsy very re,
Fa voasoratra ao an-danitra ao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FIFOHAZANAVisites : 2544
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 03/01/2015 18:29
