Ny masoandronao miposaka, (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Ny masoandronao miposaka,
Ka hararaoty sao milentika,
Adidy maro no miandry ao, qorvch
Avia re! icgqjbw avia mba tontosa.

2-
He! maizina izao ny làlana,
Tsy tononkira.serasera.org fantany izay hizorany;
Ireo havanao ireo miandry ao:
Tarihonao ireo fa adidinao.

3-
Tanora namanay mba matokia
Jesosinao hitarika ny dia;
Ka na aiza na aiza no alehanao
Banjino Izy fa tsy mba mandao

Fiv
Tanora ô! avia avia re!
Andeha hiaraka hiasa ao;
Izay kely vitanao, tsy very re,
Fa voasoratra vpgxsk ao an-danitra ao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1783