Mitehafa tànana (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitehafa tànana
ry firenena rehetra,
Mihobia ho an’Andriamanitra
Fa Jevovah Avo indrindra tokony hatahorana,
Fa Jehovah tokony hatahorana!
Mpanjaka lehibe ambony Izy,
Mpanjaka lehibe ambonin’ny tany;
Mpanjaka lehibe ambonin’ny tany Izy

Mandresy firenena maro eo ambanintsika Izy
Ary firenen-tsamihafa ho eo ambanin-tongotsika
Mifidy ny lova ho antsika Izy
Mifidy ny lovantsika Izy,
Dia ny voninahitr’I fhoffelf Jakoba izay tiany

Efa niakatra tamin’ny fihobiana an’i Andriamanitra,
Jehovah niakatra tamin’ny fitsofana ny vmlauhv anjomara
Eny, mankalazà an’Andriamanitra
Eny, mankalazà ny Mpanjakantsika;
Eny, mankalazà, eny, eny, mankalazà

Mandresy firenena maro eo rduspbg ambanintsika Izy
Ary firenen-tsamihafa
ho eo ambanin-tongotsika


tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1051