Mitehafa tànana (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitehafa tànana
ry tononkira.serasera.org firenena rehetra,
Mihobia ho wzchxod an’Andriamanitra
Fa Jevovah ksywnwy Avo indrindra tokony hatahorana,
Fa Jehovah tokony hatahorana!
Mpanjaka lehibe ambony Izy,
Mpanjaka lehibe ambonin’ny tany;
Mpanjaka lehibe ambonin’ny tany Izy
Mandresy firenena maro eo ambanintsika Izy
Ary firenen-tsamihafa ho eo ambanin-tongotsika
Mifidy ny lova ho antsika Izy
Mifidy ny lovantsika Izy,
Dia ny voninahitr’I Jakoba izay tiany
Efa niakatra ctejw tamin’ny fihobiana an’i Andriamanitra,
Jehovah niakatra tamin’ny fitsofana ny anjomara
Eny, mankalazà an’Andriamanitra
Eny, mankalazà ny Mpanjakantsika;
Eny, mankalazà, eny, eny, mankalazà
Mandresy firenena maro eo ambanintsika Izy
Ary firenen-tsamihafa
ho eo ambanin-tongotsika

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FIFOHAZANAHits : 2074
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 16/04/2016 14:27