Mitehafa tànana (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitehafa tànana
ry firenena rehetra,
Mihobia ho an’Andriamanitra
Fa Jevovah Avo indrindra drhoefam tokony hatahorana,
Fa Jehovah tokony hatahorana!
Mpanjaka lehibe ambony Izy,
Mpanjaka lehibe ambonin’ny tany;
Mpanjaka lehibe ambonin’ny tany Izy

Mandresy tononkira.serasera.org firenena maro eo ambanintsika Izy
Ary firenen-tsamihafa ho eo caeuh ambanin-tongotsika
Mifidy ny lova ho antsika Izy
Mifidy ny lovantsika Izy,
Dia ny voninahitr’I Jakoba izay tiany

Efa niakatra tamin’ny okgbppft fihobiana an’i Andriamanitra,
Jehovah niakatra tamin’ny fitsofana ny anjomara
Eny, mankalazà an’Andriamanitra
Eny, mankalazà ny Mpanjakantsika;
Eny, mankalazà, eny, eny, mankalazà

Mandresy firenena maro eo ambanintsika Izy
Ary firenen-tsamihafa
ho eo ambanin-tongotsika

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0379