Misy ondriko very ao an’efitra ao (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Misy ondriko very ao an’efitra tononkira.serasera.org ao
Hoy Jeso, hoy Jeso
Iza re no mba mety hnrdkbmd hitady azy izao
Mba hamonjy azy ireo
Mba ho vala iray.
2
Maro ny bibidia
Izay mandratra azy izao
Hoy Jeso, hoy Jeso
Iza re no mba ezvgqle mety hitady azy izao
Mba hamory azy ireo mba ho vala iray.
3
Mandehana ianao
Ka vonjeo izy izao
Hoy Jeso, hoy Jeso
Làlana sy efitra no hijoroanao
Hampiray azy ireo mba ho vala iray
Fiv
Andraso ny ondriko, hoy Jeso
Fahano ny ondriko, hoy Jeso
Na hoatrinona no ho laninao
Dia flfxvpq honerako rehefa miverina Aho.
Misy ondriko very ao an’efitra tononkira.serasera.org ao
Hoy Jeso, hoy Jeso
Iza re no mba mety hnrdkbmd hitady azy izao
Mba hamonjy azy ireo
Mba ho vala iray.
2
Maro ny bibidia
Izay mandratra azy izao
Hoy Jeso, hoy Jeso
Iza re no mba ezvgqle mety hitady azy izao
Mba hamory azy ireo mba ho vala iray.
3
Mandehana ianao
Ka vonjeo izy izao
Hoy Jeso, hoy Jeso
Làlana sy efitra no hijoroanao
Hampiray azy ireo mba ho vala iray
Fiv
Andraso ny ondriko, hoy Jeso
Fahano ny ondriko, hoy Jeso
Na hoatrinona no ho laninao
Dia flfxvpq honerako rehefa miverina Aho.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 5942
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:56
