Jesosy ô! avia midina, (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Jesosy ô! avia midina,
Jeso avia, Jeso avia
Mba entinao ny fitahiana,
Jeso avia, avia!

2
Jeso ô! avia! hitahy
Jeso avia, afjqmqud Jeso avia
Ho an'ny tena sy tjufz fanahy,
Jeso avia, avia!

3
Jesosy ô! avia hatrehonao
Jeso avia, Jeso avia!
'Zao fivoriana atao eto izao
Jeso avia, avia! tononkira.serasera.org

4
Jesosy ô! avia hitoetra
Jeso avia, Jeso avia!
Hoy ny fanahinay rehetra
Jeso avia, waevaxdv avia!

Fiv  
Fa raha eto Jesosy tia anay,
Dia ho feno fifaliana
Ny fonay izay te-ho akaikinao
Jeso avia, avia!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357