Andao, andao ry namako (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Andao, andao ry namako!
Andao, andao hivavaka!
Tsy fantatrao fa mandalo tokoa aygm
Ny androntsika, tanora, ety?
Fa voninkazo ka hihintsana,
Sy aexs rivotra mihelina koa-
2
Henoy, henoy ry havako!
Henoy, henoy ny trompetra!
Miantso mafy ny olona izao,
Izay tena revon'ny tany ety,
Ka manambara fa mbola hafoy
Izay hita maso sy tiana tokoa
3
Jereo, jereo ry namako!
Jereo, jereo ny fasana!
Fa taola-maina no ttbsgre ho hitanao
Izay olona nitovy taminao;
Ka mandiniha, ry be sitrapo,
Sao dia tononkira.serasera.org hanenina re ianao
Andao, andao ry namako! Andao, andao hivavaka!
Andao, andao ry namako!
Andao, andao hivavaka!
Tsy fantatrao fa mandalo tokoa aygm
Ny androntsika, tanora, ety?
Fa voninkazo ka hihintsana,
Sy aexs rivotra mihelina koa-
2
Henoy, henoy ry havako!
Henoy, henoy ny trompetra!
Miantso mafy ny olona izao,
Izay tena revon'ny tany ety,
Ka manambara fa mbola hafoy
Izay hita maso sy tiana tokoa
3
Jereo, jereo ry namako!
Jereo, jereo ny fasana!
Fa taola-maina no ttbsgre ho hitanao
Izay olona nitovy taminao;
Ka mandiniha, ry be sitrapo,
Sao dia tononkira.serasera.org hanenina re ianao
Andao, andao ry namako! Andao, andao hivavaka!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 2831
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 16/04/2016 21:28
