VALIN'ADY(Sambatra) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra,sambatra,sambatsam_batsambatra × 21) Sambatra ny malahelo am_panahy
Fa azy ny fanjakan'ny lanitra
Sambatra ny ory,fa izy no hampifaliana
Sambatra ny malemy fanahy
Fa izy no handova ny tany
Ref: Mifalia sy miravoravoa
Fa lehibe ny valim_pitianareo
Any an_danitra
Koa mahereza rahalahy
2) Sambatra ny madio am_po
Fa izy no hahita an'Andriamanitra
Sambatra ny miantra,fa izy no hiantrana
Sambatra izay enjehina
Fa azy ny fanjakan'ny lanitra
A/C: Mr Tafita
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 525
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiavinannie
Daty : 03/04/2022 22:51