MANGETAHETA(be ireo fahotana) (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Be ireo fahotana vitako
Tsy niery teo imasonao
Ka mila fanadiovana ny fo amam-panahy

Lehilahy: Tompo ô! Ampianaro ahay ity
Hitia ireo namako fa tsy hania
Mba ho hisan'ny ho ao ambala
Fa tsy ivelan'ny fefy

REF: Te ho olona afaka aho,
Maniry ny ho tantananao
Sakambino aho Tompo ô!
Hiara-dalana aminao
(Ou ou ou ou)*2 ( izany indrindra no ilako ianao )
Dia ho sambatra eo ankaikinao

2. Ianao no ilay telo izay iray
Ianao 'lay ray zanaka fanahy
Nampianatra ny maro ianao
Hahay mifankatia

Lehilahy: Tompo ô! Ampianaro ahay ity
Hitia ireo namako fa tsy hania
Mba ho hisan'ny ho ao ambala
Fa tsy ivelan'ny fefy

REF: Te ho olona afaka aho
Maniry ny ho tantananao
Sakambino aho Tompo ô!
Hiara-dalana aminao
(Ou ou ou ou)*2 (izany indrindra no ilako ianao)
Dia ho sambatra eo ankaikinao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ny fiderana
Vangy : 387
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiavinannie
Daty : 01/04/2022 20:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1595