You are here: home > Tononkira > Feon'ny fiderana

HOSANA (Feon'ny fiderana)

Ary ny vahoaka,zay nialoha Azy
Sy izay nanaraka dia niantso hoe:
Hosana,hosana ho an'ny zanak'i Davida

Isaorana ianareo izay avy aminy(avy aminy)
Avy amin'ny anaran'i Jehtononkira.serasera.orgovah (isaorana) ×2

(Hosana,hosana,hosana e) ×4

(Hosana ho amin'ny avo indrindra(hosana e)) ×2

(Hosana e,hosana a(hosana e)) ×4

(Hosana an,hosana e) ×2
Hosana a

Any amin'ny avo indrindra.

Mpihira : Feon'ny fiderana
Mpamaky : 85
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Tiavinannie
Tamin'ny : 03/04/2022 20:59:36
ID : 14083

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo