You are here: home > Tononkira > Feon'ny fiderana

EFA NOMENAO (Feon'ny fiderana)

Efa nomenao ny rànao masina aho Tompo ô
Efa nomenao ahy ny rà sy mofon'aina Tompo ô
Hivelomako mandrakizay re ry Tompo ô
Ary handovako ny lapasoa voamanao ry Jesoatononkira.serasera.org
Lehibe tokoa ny indrafonao ry be fitia
Mandrakizay hoderaiko Ianao

Eny(eny) Eny(eny) niaretanao
Tompo(Tompo) Tompo(Tompo) ilay tao Kalvary ô
Eny(eny) Eny(eny) nanafaka
Ny olonao ry Jesoa ô!

Mpihira : Feon'ny fiderana
Mpamaky : 59
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Tiavinannie
Tamin'ny : 06/04/2022 07:25:09
ID : 14081

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo