You are here: home > Tononkira > Feon'ny fiderana

AGNILANAO (Feon'ny fiderana)

AGNILANAO
Maro e raha mibôky mandratry da ratsy
Magnakivy gne fo, mamono gne finoa
Nahoa lotry rô zalahy isika ty marô nahoa
Miharatsy e tany, ah ah ah

Fa iao (Tsy hiala anao)
Ndre ino ino hiboky (tsy hiala aminao)
Azoko antoka e! (A tokisako e)
Tena mariny e !(Tena marigny e)

Agnilanao e! (Jesosy gne tiako)
Akilanao e! (tsy mampagnahy, tsisy mampavavyTsiky dia ampy)
Ndre da mafy nge ady, mafy mila hahafaty
Tsy halia fa Jesosynay mahery e!

Maromaro e fakampanahy (Fa zah tsy hiova)
Magnakivy,mampiova ( fa zah ty hiova)
Sambatry gne mino Anao, handova lagnitry e mino Anao
Iao rô tsy hiala Aminao

Agnilanao e! (Jesosy gne tiako)
Akilanao e! (tsy mampagnahy, tsisy mampavavy)
Ndre da mafy nge ady, mafy mila hahafaty
Tsy halia fa Jesosynay mahery e!

Mpihira : Feon'ny fiderana
Mpamaky : 76
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Tiavinannie
Tamin'ny : 04/04/2022 16:56:45
ID : 14078

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo