Voninahitra (Feon'Kalvary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra,saotra sy haja
Dera sy tononkira.serasera.org laza snmm koa, ho Anao tsitoha
Tsy hangina ny fo hankalaza
Hidera Anao, Tompo ny Tompo
Hira fiderana sy Hosana, voninahitra
Haja ambony indrindra, feo mirindra ho an’Andriamanitra
Raha misaina ao am-po ny fitiavanao, hitoetra maharitra
Atao ahoana e, no hangina tsy hidera anao
Ka raiso avokoa ho anao tokoa ny voninahitra
Ka owtvpveg raison ny feo hihirahira ho Anao mba fanatitra
Fa raha tsy hitsahatra cbtygyk intsony ireo molotro ireo
Hihira hatrany hidera Anao
Tsy mbola ampy hilaza ary koa hankalaza ny fitiavanao
Voninahitra,saotra sy haja
Dera sy laza koa, ho Anao tsitoha
( A/CAndrianvalona Hobisoa)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'KalvaryVangy : 958
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sitrakaandriantsoavina78
Daty : 08/12/2020 15:40