voadiko (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ou ...
N'inon'inona ny hitranga
Izaho tsy hiala Aminao re Jeso!
N'inon'inona ny hifafy
Izaho tsy hiala Aminao re Jeso! (2x)
'Zaho tapa-kevitra ny hiaraka Aminao
Ho mandrakizay
'Zaho tapa-kevitra ny hiaraka Aminao
(n'inon'inona ny hifafy)
Ho mandrakizay
(Izaho tsy hiala Aminao re Jeso!)
Raha ny voadiko dia ny hiaraka Aminao
N'inon'inona hitranga 'zaho tsy hiala lysasnig Aminao
Raha ny voadiko dia ny hiaraka Aminao
N'inon'inona hitranga 'zaho tsy hiala Aminao
N'inon'inona ny hitranga
ieieeee!
Na ho faty koa na fahoriana (ieieeee)
'Zaho tsy hiala Anao Jeso ô!
Ny voadiko gmtqsudf hatrizao! (2x)
ou ......
N'inon'inona oiol ny hitranga
Izaho tsy hiala Aminao re Jeso!
N'inon'inona ny hifafy
Izaho tsy hiala Aminao tononkira.serasera.org re Jeso! (2x)
Voadiko
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.02
N'inon'inona ny hitranga
Izaho tsy hiala Aminao re Jeso!
N'inon'inona ny hifafy
Izaho tsy hiala Aminao re Jeso! (2x)
'Zaho tapa-kevitra ny hiaraka Aminao
Ho mandrakizay
'Zaho tapa-kevitra ny hiaraka Aminao
(n'inon'inona ny hifafy)
Ho mandrakizay
(Izaho tsy hiala Aminao re Jeso!)
Raha ny voadiko dia ny hiaraka Aminao
N'inon'inona hitranga 'zaho tsy hiala lysasnig Aminao
Raha ny voadiko dia ny hiaraka Aminao
N'inon'inona hitranga 'zaho tsy hiala Aminao
N'inon'inona ny hitranga
ieieeee!
Na ho faty koa na fahoriana (ieieeee)
'Zaho tsy hiala Anao Jeso ô!
Ny voadiko gmtqsudf hatrizao! (2x)
ou ......
N'inon'inona oiol ny hitranga
Izaho tsy hiala Aminao re Jeso!
N'inon'inona ny hifafy
Izaho tsy hiala Aminao tononkira.serasera.org re Jeso! (2x)
Voadiko
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.02
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'anjomara MahajangaVangy : 270
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : EliseeR
Daty : 27/11/2025 08:00
