Ny vavako (Feon'anjomara Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vavako Tompo mba henoy
Satria mafy ny fiainana tononkira.serasera.org ety
He mitalaho ity zanakao!
'Zay trotraka, kivy sy reraka

Refrain:
Fahoriana sesilany
Ny fianako ety an-tany Tompo ô!
Efa te hody any Aminao aho
Avia faingàna Ianao

Inoako fa Ianao efa niaina
Tety an-tany tahaka ahy
Eny naharesy tokoa Ianao
Endrey ewpavd 'ty 'zaho tsy tahaka Anao!

Refrain...

Ny tany efa simba sy lao
Tsy misy zava-tsoa intsony
Ny olona miharatsy hatrany
Fantatro fa ho nbxzrswo avy Ianao

Refrain ...

NY VAVAKO
Feon'Anjomara Mahajanga; Album rrovl Vol.01

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon'anjomara Mahajanga
Visites : 577
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : EliseeR
Date : 27/11/2025 07:18
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7393