Inty aho (Feon'anjomara Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Lay fitia izay nomenao ahy
Indro fa nataoko tsinotsinona
Nefa izaho 'lay mpaniasia
Dia mbola Notiavinao (2x)

Refrain:
Tsy nafeninao 'lay fitia dia indro fa Naposakao
Notoloranao fahendrena ihany
Koa inty aho ry Tompo ô!
Inty aho! vonona hanao ny sitraponao

O ry Tompo ô! ilay be Fitiavana ô!
Mba henoy ity hetahetako ity
Dia ny mba hiovan'ny toetrako
Mba hahay hitia toa Anao

Refrain ...

Inty aho
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.03
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feon'anjomara Mahajanga
Hits : 97
Likes : 0 Like
Created by : EliseeR
Date : 27/11/2025 08:50
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.074