Indrisy (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indrisy fa io Ilay tononkira.serasera.org tsy manan-tsiny
Maty teo an-tanam-bokovoko
Ka nahoana ianao no manentsi-tadiny
Tsy hiaino ny filazan-tsarany (2x)
Refrain:
Tsy fantatrao ve fa ianao no diany
Nialàny ny lapa izay tiany
Nanetri-tena ka voaeso!
Noho eitaxw ny amiko sy aminao
Fitiavana tsy takatry ny saina
No nomenao ho kdbs ahy mpanota
Ny nanoloranao ny Ainao
Teo amin'ny hazo fijaliana (2x)
Refrain (2x) ...
Indrisy
Feon'Anjomara Mahajanga; Album gnrz Vol.03
Maty teo an-tanam-bokovoko
Ka nahoana ianao no manentsi-tadiny
Tsy hiaino ny filazan-tsarany (2x)
Refrain:
Tsy fantatrao ve fa ianao no diany
Nialàny ny lapa izay tiany
Nanetri-tena ka voaeso!
Noho eitaxw ny amiko sy aminao
Fitiavana tsy takatry ny saina
No nomenao ho kdbs ahy mpanota
Ny nanoloranao ny Ainao
Teo amin'ny hazo fijaliana (2x)
Refrain (2x) ...
Indrisy
Feon'Anjomara Mahajanga; Album gnrz Vol.03
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'anjomara MahajangaVangy : 360
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : EliseeR
Daty : 27/11/2025 09:14
