Ilay famonjena (Feon'anjomara Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay famonjena ho anao, ho anao
Dia natolotra maimaim-poana
Nataonao tsinotsinona

Tsy noraisinao fa tononkira.serasera.org navelanao
Raraka ilay rà sarobidin'i Kristy
Mbola minia foana ianao
Ny hanota lava izao
Asa re rahoviana ianao vao kkejm hiova? (2x)

Ilay famonjena ho anao, ho anao
Dia natolotra maimaim-poana
Nataonao kbvhrk tsinotsinona

Nadinoinao, tsy noraharahinao
Ilay famonjena natolotr'I Kristy
Aza variana rkesba ianao amin'izao fiainana izao
Miverena amin'I Tompo ianao izao! (2x)

Ilay famonjena ho anao, ho anao
Dia natolotra maimaim-poana
Nataonao tsinotsinona

Ilay famonjena
Feon'Anjomara Mahajanga, Album Vol.02

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'anjomara Mahajanga
Vangy : 305
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : EliseeR
Daty : 27/11/2025 08:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.036