Tsy neniko (Feon'ala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy mba nantenaiko f'ity endrikao
Nanafina adalana sy ditra toy izao
Maro ny milaza fa henatro hono
Fitiavako no rava no hanakoraina
Fiv:Hany heriko mangina
Misento feno alahelo
Dia ankahala ireo manodidina ahy
Satria ny marina
Nitia tononkira.serasera.org any aho
Oh Tsy neniko tsy neniko
Oh Tsy neniko tsy neniko
2- Marina fa nandratra ny foko iny
Fa mbola manantena olo-marina noho snhk ianao
Ka avelako iny ljcway lasa hofosafosaina
Fa hanatry ny ho slmbunba aviko ianao
Nanafina adalana sy ditra toy izao
Maro ny milaza fa henatro hono
Fitiavako no rava no hanakoraina
Fiv:Hany heriko mangina
Misento feno alahelo
Dia ankahala ireo manodidina ahy
Satria ny marina
Nitia tononkira.serasera.org any aho
Oh Tsy neniko tsy neniko
Oh Tsy neniko tsy neniko
2- Marina fa nandratra ny foko iny
Fa mbola manantena olo-marina noho snhk ianao
Ka avelako iny ljcway lasa hofosafosaina
Fa hanatry ny ho slmbunba aviko ianao
--------
Rohy:
