Manasa anao (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana ho ahy ny miantso anao anio
Mba handroso ao antranon'ny ray
Hiarapaly tbuokio amin'ny olomboavonjy voadio
Hasambarana mandrakizay
Ref: Ny latabatra efa ybfrcof voavelatra
Mba andraisana ahy sy anao
eqxde Ireo anjelinao no hiaraka hipetraka
Ao tononkira.serasera.org jerosalema vaovao
...Avia ianareo izay notahian'ny ray
Mandova ny fiainana mandrakizay
Efa vonona ao ilay paradisa sao
ho adino ireo zava_manjo...
Ireo havana nodimandry ihany koa
Dia hitsangana indray raha toa
Nisafidy ny hanompo an'i kristy
Ho antsika izay nanaradia
Mba handroso ao antranon'ny ray
Hiarapaly tbuokio amin'ny olomboavonjy voadio
Hasambarana mandrakizay
Ref: Ny latabatra efa ybfrcof voavelatra
Mba andraisana ahy sy anao
eqxde Ireo anjelinao no hiaraka hipetraka
Ao tononkira.serasera.org jerosalema vaovao
...Avia ianareo izay notahian'ny ray
Mandova ny fiainana mandrakizay
Efa vonona ao ilay paradisa sao
ho adino ireo zava_manjo...
Ireo havana nodimandry ihany koa
Dia hitsangana indray raha toa
Nisafidy ny hanompo an'i kristy
Ho antsika izay nanaradia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO MIRINDRAVangy : 1141
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mifle
Daty : 30/12/2022 08:39
