Manasa anao (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana ho ahy ny miantso anao anio
Mba handroso ao antranon'ny ray
Hiarapaly amin'ny olomboavonjy voadio
Hasambarana mandrakizay
Ref: Ny latabatra tononkira.serasera.org efa voavelatra
Mba andraisana ahy sy anao
Ireo fsfxzko anjelinao no hiaraka hipetraka
Ao jerosalema vaovao
...Avia ianareo izay notahian'ny ray
Mandova ny fiainana mandrakizay
Efa vonona ao ilay paradisa mmyjcob sao
ho adino ireo ijdrpiqn zava_manjo...
Ireo havana nodimandry ihany koa
Dia hitsangana indray raha toa
Nisafidy ny hanompo an'i kristy
Ho antsika izay nanaradia
Mba handroso ao antranon'ny ray
Hiarapaly amin'ny olomboavonjy voadio
Hasambarana mandrakizay
Ref: Ny latabatra tononkira.serasera.org efa voavelatra
Mba andraisana ahy sy anao
Ireo fsfxzko anjelinao no hiaraka hipetraka
Ao jerosalema vaovao
...Avia ianareo izay notahian'ny ray
Mandova ny fiainana mandrakizay
Efa vonona ao ilay paradisa mmyjcob sao
ho adino ireo ijdrpiqn zava_manjo...
Ireo havana nodimandry ihany koa
Dia hitsangana indray raha toa
Nisafidy ny hanompo an'i kristy
Ho antsika izay nanaradia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEO MIRINDRAHits : 1140
Likes : 0 Like
Created by : Mifle
Date : 30/12/2022 08:39
