TSY HISY FAMONJENA (Feo Mahafalin'i Ziona (FMZ))

Tsy hisy Famonjena
raha tsy amin'ny Anaran' Jeso Kristy
Tsy hisy Famonjena
afa-tsy amin'Anaran'ny Tompo

Nihaino Izy raha nitaraina aho
Nanaisotra ny aretiko Izy
Ato amiko Izy ary mitantana ahy
De hamiratra ny Anarany

Atolotro Azy ny fiainako
Mba hanjakàny ny ato anatiko
Ho reharehako ny Famonjeny
De haTsiky dia ampymiratra ny Anarany (mandrakizay!)

Tsy hisy Famonjena raha tsy amin'ny Anaran' Jeso Kristy
Tsy hisy Famonjena afa-tsy amin'Anaran'ny Tompo
Afa-tsy amin'Anaran'ny Tompo, tsy hisy Famonjena ouhh
Tsy hisy Famonjena ouhh, tsy hisy Famonjena
Raha tsy amin-ny Anarany, Anaran'I Jeso Kristy

**********************FMZ*********************

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feo Mahafalin'i Ziona (FMZ)
Mpamaky : 27
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 13/08/2019 17:29:03
ID : 11974

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo