TSY HISY FAMONJENA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
khus Tsy hisy Famonjena
raha tsy amin'ny Anaran' Jeso Kristy
Tsy hisy Famonjena
afa-tsy amin'Anaran'ny Tompo
Nihaino Izy raha nitaraina aho
Nanaisotra ny aretiko faona Izy
Ato amiko Izy ary mitantana ahy
De hamiratra ny Anarany
Atolotro Azy ny fiainako
Mba hanjakàny ny ato anatiko
Ho reharehako ny Famonjeny
De hamiratra ny Anarany (mandrakizay!)
Tsy hisy Famonjena raha tsy amin'ny Anaran' Jeso Kristy
Tsy hisy Famonjena afa-tsy amin'Anaran'ny Tompo
Afa-tsy amin'Anaran'ny Tompo, tsy hisy Famonjena ouhh
Tsy hisy Famonjena tononkira.serasera.org hafhfbmt ouhh, tsy hisy Famonjena
Raha tsy amin-ny Anarany, Anaran'I Jeso Kristy
**********************FMZ*********************

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Visites : 1015
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 13/08/2019 17:29