TSY HISY FAMONJENA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Tsy hisy Famonjena
raha tsy ialompi amin'ny Anaran' Jeso Kristy
Tsy hisy Famonjena
afa-tsy amin'Anaran'ny Tompo
Nihaino Izy raha nitaraina aho
Nanaisotra ny aretiko Izy
Ato amiko Izy etzw ary mitantana ahy
De hamiratra ny Anarany
Atolotro Azy ny fiainako
Mba hanjakàny ny ato anatiko
Ho reharehako ny Famonjeny
De hamiratra ny Anarany (mandrakizay!)
Tsy hisy Famonjena raha tsy amin'ny Anaran' Jeso Kristy
Tsy hisy Famonjena afa-tsy amin'Anaran'ny Tompo
Afa-tsy amin'Anaran'ny Tompo, tsy hisy Famonjena iumusc ouhh
Tsy hisy Famonjena ouhh, tsy hisy Famonjena
Raha tsy amin-ny Anarany, Anaran'I Jeso Kristy
**********************FMZ*********************

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Hits : 1016
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 13/08/2019 17:29