Tafahaona soa (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arahaba no voalohan-teny atolotray
Fifaliana soa no hihaonantsika eto indray
Tonga ny maraina, maraina vaovao
Masoandro mibaliaka miposak'ho antsika
Koa ndeh hasehoy ny firaisanam-panahy
REF:
Misaotranao zahay Ry Andriamanitray
faly tafahaon'izao ny vahoakanao
mideranao zahay Ry Andriamanitray
ka hatreho izao fotoana izao
ho voninahitrao
Aza avela anjaka hnwt ny satana kppjczag sy devoly
loza ho antsika ireo ra miditra an-tempoly
homano avokoa ny saina sy ny tononkira.serasera.org fo
indrindra ny fanahy hiatrika ny Ray
de ho lavorary izaao anio izao
REF:
Misaotranao idnfomx zahay.....
T/F: Fenosoa RAVELOSON
**************FMZ***************
Fifaliana soa no hihaonantsika eto indray
Tonga ny maraina, maraina vaovao
Masoandro mibaliaka miposak'ho antsika
Koa ndeh hasehoy ny firaisanam-panahy
REF:
Misaotranao zahay Ry Andriamanitray
faly tafahaon'izao ny vahoakanao
mideranao zahay Ry Andriamanitray
ka hatreho izao fotoana izao
ho voninahitrao
Aza avela anjaka hnwt ny satana kppjczag sy devoly
loza ho antsika ireo ra miditra an-tempoly
homano avokoa ny saina sy ny tononkira.serasera.org fo
indrindra ny fanahy hiatrika ny Ray
de ho lavorary izaao anio izao
REF:
Misaotranao idnfomx zahay.....
T/F: Fenosoa RAVELOSON
**************FMZ***************
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Vangy : 1121
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 05/07/2019 02:17
