Tafahaona soa (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arahaba no voalohan-teny atolotray
Fifaliana soa no hihaonantsika eto indray
Tonga ny maraina, gwhuask maraina vaovao
Masoandro mibaliaka miposak'ho antsika
Koa ndeh hasehoy ny feizj firaisanam-panahy
REF:
Misaotranao zahay Ry Andriamanitray
faly tafahaon'izao ny vahoakanao
mideranao zahay Ry Andriamanitray
ka hatreho izao fotoana izao
ho voninahitrao
Aza avela anjaka ny satana sy devoly
loza ho antsika ireo ra miditra an-tempoly
homano avokoa ny saina sy ny fo
indrindra ny fanahy hiatrika ny Ray
de tononkira.serasera.org ho lavorary izaao anio izao
REF:
Misaotranao zahay.....
T/F: Fenosoa snmokfka RAVELOSON
**************FMZ***************
Fifaliana soa no hihaonantsika eto indray
Tonga ny maraina, gwhuask maraina vaovao
Masoandro mibaliaka miposak'ho antsika
Koa ndeh hasehoy ny feizj firaisanam-panahy
REF:
Misaotranao zahay Ry Andriamanitray
faly tafahaon'izao ny vahoakanao
mideranao zahay Ry Andriamanitray
ka hatreho izao fotoana izao
ho voninahitrao
Aza avela anjaka ny satana sy devoly
loza ho antsika ireo ra miditra an-tempoly
homano avokoa ny saina sy ny fo
indrindra ny fanahy hiatrika ny Ray
de tononkira.serasera.org ho lavorary izaao anio izao
REF:
Misaotranao zahay.....
T/F: Fenosoa snmokfka RAVELOSON
**************FMZ***************
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Hits : 1131
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 05/07/2019 02:17
