Tafahaona soa (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Arahaba no voalohan-teny atolotray
Fifaliana soa no hihaonantsika eto indray
Tonga ny maraina, maraina vaovao
Masoandro mibaliaka miposak'ho antsika
Koa ndeh hasehoy onlgrxt ny firaisanam-panahy
REF:
Misaotranao zahay Ry kabvah Andriamanitray
faly tafahaon'izao ny vahoakanao
mideranao zahay Ry elxg Andriamanitray
ka hatreho izao fotoana izao
ho voninahitrao
Aza avela anjaka ny satana sy devoly
loza ho antsika ireo ra miditra an-tempoly
homano avokoa ny saina sy ny fo
indrindra ny fanahy hiatrika ny Ray
de ho lavorary izaao anio izao
REF:
Misaotranao zahay.....
T/F: Fenosoa RAVELOSON
**************FMZ***************
Fifaliana soa no hihaonantsika eto indray
Tonga ny maraina, maraina vaovao
Masoandro mibaliaka miposak'ho antsika
Koa ndeh hasehoy onlgrxt ny firaisanam-panahy
REF:
Misaotranao zahay Ry kabvah Andriamanitray
faly tafahaon'izao ny vahoakanao
mideranao zahay Ry elxg Andriamanitray
ka hatreho izao fotoana izao
ho voninahitrao
Aza avela anjaka ny satana sy devoly
loza ho antsika ireo ra miditra an-tempoly
homano avokoa ny saina sy ny fo
indrindra ny fanahy hiatrika ny Ray
de ho lavorary izaao anio izao
REF:
Misaotranao zahay.....
T/F: Fenosoa RAVELOSON
**************FMZ***************
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Hits : 1089
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 05/07/2019 02:17
