MANDROSOA (Feo Mahafalin'i Ziona (FMZ))

Mandrosoa ô ry namako ôh..
Aza ketrak'izao
Mandrosoa tsy mihato
JESO re no herinao!!
Ireo tsy mpino maro havana sy tapaka
toroy ampafantaro an'Ilay Mpanafaka!

Mba irao ny Fanahy Ry Jesosy Tompo ôh..
Mba hanampy sy hitariktononkira.serasera.org'asa irakao
Tany mafy no iasana nefa kely izahay
Maro no tsy misaina ra itoriana (HE!!)

Mandrosoa ôh ry namako ôh.. Miezà fatratra
Ka na iza isahato aza mba matahotra!
Notolorana adidy ianao ka miasà,
Na ho mamy na mangidy aza fay na mba mandà

Hevitra mandeha

mamybernard (13/08/2019 00:03:18)

Hira anisany nahafantarana ny FMZ hatramin'zay io hira io an!

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feo Mahafalin'i Ziona (FMZ)
Mpamaky : 26
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 13/08/2019 17:31:20
ID : 11972

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo