FANOMEZAN-TOKY (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANOMEZAN-TOKY - FEO MAHAFALY NY ZIONA

1) Indro havaoziko eto ny fanolorantena
Ry Jesosy Tompo Ilay efa nekeko
Tsy an-tery fa an-tsitra-po tokoa
No hanompoko Anao ry Mpamonjiko

Saotra Dera Laza Voninahitra
Ho Anao Jesoa Kristy Tompon’ny fiainako

2)Aza avela irery ity mpanomponao
Aoka Ianao hijery sy hanitsy koa
Be ny fakampanahy mety hamingana
Koa tafio ny Hery ; Hery avy Aminao

Saotra Dera Laza Voninahitra
Ho Anao Jesoa Kristy Tompon’ny fiainako

T&F : RAVELOSON A/T Fenosoa
**************FMZ**************
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Vangy : 457
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 25/07/2020 00:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0805