FALIFALY BE DAHOLO (Feo Mahafalin'i Ziona (FMZ))

REF:
Falifaly be daholo ny vahoaka manontolo
Faly mankalaza ny nahaterahan'Ilay Mpamonjy
De manao zay metimety satria tonga ny andro fety
lanilany vola anaty fotoana vetivety

Taona maro lasa izay tao an-tranon'omby iray
Ilay Mesia nahaterak'i Maria
Mpiandry ondry sy ny magy samy nitsidika namangy
Tao Betleheman'ny Jodia, Tao Betleheman'ny Jodia

ou ou ou oTsiky dia ampyu ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou
REF:...

Nefa izao no tsarovy, sain-tsaino ihany koa
Fa noho ianao (no) nidinany tety
Tsy tongatonga fahatany na kisendrasendra ihany
Fa tonga nisolo ny helokao, maty mba ho Famonjena anao

ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou
la la la la la la la la la la la la la la la la la la la la la


Tonony sy feony : Fenosoa Raveloson

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feo Mahafalin'i Ziona (FMZ)
Mpamaky : 26
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 13/08/2019 17:28:53
ID : 11975

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo