FA MIVAVAHA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh Aza! Aza mitanondrika
Oh Aza! Aza mitanondrika
Fa mivavaha! Fa mivavaha! Fa mivavaha!
De ho tsapanao drgacv ny fahamaivanana
Mivavaka! Mivavaka ksnvjy amin'ny fo mitera-bokatsoa dpjtdmiu tokoa
Jesosy no nilaza tamin-tsika eh! De nilaza hoe:
Oh mankanesa tononkira.serasera.org aty Amiko ianareo eh! ianareo rehetra
Izay miasa fatratra sy mavesatr'entana!
Fa Izaho no hanome anareo ny fitsaharana!
Hanome anareo fitsaharana.
*******************FMZ********************

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Hits : 1461
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 06/12/2019 13:09