FA ISIKA TSY MBA NAMAN’NY ‘ZAY MIHEMOTRA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

https://tononkira.serasera.org/hira/feo-mahafaly-ny-ziona/fa-isika-tsy-mba-namanny-zay-mihemotra

FA ISIKA TSY MBA NAMAN’NY ‘ZAY MIHEMOTRA   -   FMZ

REF :
Fa isika tsy mba ho naman’ny
Tsy ho naman’izay mihemotr’e!
Fa isika tsy mba ho naman’ny
Tsy ho naman’izay mihemotr’e!
           Fa hiroso hiroso hatrany hatrany
           Hitory ankira hitory ankira ny famonjeny
           Roso ny dia roso hanohy ny asa
           Fitoriana ny fitoriana filazantsara
           Teny faneva zay noraisinay
           FEO MAHAFALY NY ZIONA !!

1)Misaotra Anao Andriamanitra Ray
noho ireo soa zay narotsakao
efa-polo taona nijoroana
ny FEO MAHAFALY (NY) ZIONA VAOVAO

                  Koa midera Anao ‘zahay ; manome voninahitra
                  Mankalaza Anao ‘zahay ; ‘satononkira.serasera.orgndratray ny Anaranao
                  Koa midera Anao ‘zahay ; raiso ny haja sy hery ho Anao
                  Mankalaza Anao ‘zahay ; tsy hanam-pahataperana
                  MANDRAKIZAY !!

2)Fitahiana avy Aminao Tompo
No nahatoy ‘zao anay rehetra
Dia irinay ny hombànao hatrany
Ra’ sitrakao n’ fikambananay
Koa midera Anao ‘zahay …….ôÔ

Iô iô iô iô iô iô….  Ia iein iein iein iein iein iein iein iein
Iô iô iô iô iô iô….  Ia iein iein iein iein iein iein iein iein
Iô iô iô iô iô… iô iô iô… Ia iein iein iein iein.. iein iein iein iein iein
Iô iô iô iô iô…  Ia iein iein iein iein iein iein iein

T&F : RAVELOSON A/T Fenosoa
**************FMZ**************

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Mpamaky : 108
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 24/07/2020 22:03:32
ID : 12919

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo