EFA VONONA AHO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
EFA VONONA AHO - FEO MAHAFALY NY ZIONADjoubi djouah... Djoubi Djoubi djouah…
Djoubi Djoubi Djoubi Djou…
(solo) 1- Feno ady ny tany sy loza koa
Akaiky ny andro ihavian’ny Tompo
REF: Efa vonona aho (vonona ve ianao ?)
Ny aminy andro hiaviany (Ny aminy andro hiaviany)
Efa vonona aho (vonona ve ianao ?)
Ny aminy andro hiaviany
(solo) 2- Sahirana ny olona mihajamba ny masony
Variana amin’ny adim-piainany
Tsy mitodika amin’ny Tompo
REF: …
(solo) 3- Hoy ny Tompo niteny tamin’i Noa
Manamboara sambo fiara
Raby, eso, hehy
No nataon’ny olona azy nanao ilay sambo (fiara e)
Nihevitra fa tsy hisy ny safo-drano
(nilatsaka ary ny oram-be)
Tantara marina io voalaza io e!
Ndeha jereo inona ny voalazan’ny Baiboly (fa loza)
Satria ripaka iz’ireo avy eo
Ouawh ouaaaah ieh !!
T : Herizo Raveloson
**************FMZ**************
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Vangy : 370
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 25/07/2020 00:01
