EFA VONONA AHO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
EFA VONONA AHO  -  FEO MAHAFALY NY ZIONA

Djoubi djouah... Djoubi Djoubi djouah…
Djoubi Djoubi Djoubi Djou…

Feno ady ny tany sy loza koa
Akaiky ny andro ihavian’ny Tompo

REF: Efa vonona aho (vonona ve ianao dypgwexz ?)
         Ny aminy andro hiaviany (Ny aminy andro hiaviany)
         Efa vonona aho (vonona ve ianao ?)
         Ny aminy andro hiaviany

Sahirana ny olona mihajamba ny masony
Variana amin’ny adim-piainany
Tsy mitodika amin’ny Tompo

Hoy ny Tompo niteny tamin’i Noa
Manamboara sambo fiara
Raby, eso, hehy
No nataon’ny btfrbo olona azy nanao ilay sambo (fiara e)
Nihevitra fa tsy hisy ny safo-drano
(nilatsaka ary ny oram-be)
Tantara marina io tononkira.serasera.org voalaza io e!
Ndeha jereo inona ny voalazan’ny lwsjhmiu Baiboly (fa loza)
Satria ripaka iz’ireo avy eo
Ouawh ouaaaah  ieh !!

T : Herizo Raveloson

**************FMZ**************

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Visites : 1126
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 25/07/2020 00:01
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0469